EnglishFrenchGermanSpanish
menu option
UptoPlay favicon

UptoPlay favicon


Vakio miaraka amini Akili - Toerana Maro Be! play online

Play Vakio miaraka amini Akili - Toerana Maro Be! APK

Vakio miaraka amini Akili

The official app & game

Distributed by UptoPlay

 

Play Online

SCREENSHOTS

DESCRIPTION

Use UptoPlay to play online the game Vakio miaraka amini Akili - Toerana Maro Be!.

TOERANA MARO BE

Miarha amini Akili na andro na alina, izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo? Anaty ala? Ambony sambo? Any an-trano? IANAO no misafidy miaraka aminity bokim-pifandraisana ity. Aza adino misavaona ny vorona, mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana sambo eny an-dlana!

Manomboka eny ambony rahona hatrany aminny ranomasina mamirapiratra, safoy izao tontolo izao miaraka aminny ity tantara mampihetsi-po ity.

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY aminny allanny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra aminny allanny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
*MISAFIDY ny toerana alehani Akili manarakaIanao no manao ny tantara
* AKILI no mitantara azy hatraminny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky


MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforoninny Curious Learning sy Ubongo..


NY FANDAHARAM-POTOANA AMINNY FAHITA LAVITRA AKILI AND ME

Akili and Me dia kilalaon-tsaina aminny allanny sarimihetsika, noforoninny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoanny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka aminny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy aminny alina dia miditra ao aminilay tanna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihetsem-pony ary manova malaky ny fiainanny ankizy! Miaraka aminny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika aminny aterineto, tianny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amini Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me aminny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha aminny firenenao ny fampianarana.


MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoanny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herinny fialam-boly, ny fihitaranny haino aman-jery ary ny teknolojianny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.


MOMBA NY CURIOUS LEARNING

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoanireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy aminny fitenin-drazany maneran-tany aminny allanny porofo mivaingana sy antontanisa voamarina.

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili - Toerana Maro Be! Dia noforoninny sehatry ny Curious Reader, novokarinny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.




Enjoy with UptoPlay the online game Vakio miaraka amini Akili - Toerana Maro Be!.

ADDITIONAL INFORMATION

Developer: Ubongo

Recent changes: Updating for new Google policies and for newer device compatibility.


Page navigation: