Vakio miaraka amini Akili - Inona Ny Tianao Atao?

Vakio miaraka amini Akili
The official app & game
Distributed by UptoPlay
SCREENSHOTS
DESCRIPTION
Use UptoPlay to play online the game Vakio miaraka amini Akili - Inona Ny Tianao Atao?.
INONA NY TIANAO ATAO?
Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tianny zareo atao!
Iza no tia mitsambikina eny antamponny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko aminny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?
Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatinity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amini Akili ve inona no tianao atao?
FANDAHARAM-POTOANA
* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana
* MANDINIKA teny, sary ary hevitra aminny allanny endri-javatra mifandray
* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny
* MIFANDRAY aminny mpilalao sy ny tontoloIanao no manao ny tantara
* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatraminny farany
* MAZOTOA mianatra mamaky
MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!
Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforoninny Curious Learning sy Ubongo..
NY FANDAHARAM-POTOANA AMINNY FAHITA LAVITRA AKILI AND ME
Akili and Me dia kilalaon-tsaina aminny allanny sarimihetsika, noforoninny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoanny Afrika.
4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka aminny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro, ao Tanzania. Manana tsiambaratelo izy: rehefa tafatory izy aminny alina dia miditra ao aminilay tanna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady manatsara toetra no mifehy ny fihetsem-pony ary manova malaky ny fiainanny ankizy! Miaraka aminny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika aminny aterineto, tianny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amini Akili!
Jereo ny horonan-tsary Akili and Me aminny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha aminny firenenao ny fampianarana.
MOMBA NY UBONGO
Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoanny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!
Manandratra avo ny herinny fialam-boly, ny fihitaranny haino aman-jery ary ny teknolojianny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avo lenta.
MOMBA NY CURIOUS LEARNING
Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoanireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy aminny fitenin-drazany maneran-tany aminny allanny porofo mivaingana sy antontanisa voamarina.
MOMBA NY APPLI
Vakio miaraka amin'i Akili Inona Ny Tianao Atao? Dia noforoninny sehatry ny Curious Reader, novokarinny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.
Enjoy with UptoPlay the online game Vakio miaraka amini Akili - Inona Ny Tianao Atao?.
ADDITIONAL INFORMATION
Developer: Ubongo
Recent changes: Updating for new Google policies and for newer device compatibility.
Page navigation: