UptoPlay - Juegos Online
UptoPlay favicon

UptoPlay favicon


Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy) play online

Play Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy) APK

Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy)

The official app & game

Distributed by UptoPlay

 

Play Online

SCREENSHOTS

DESCRIPTION

Use UptoPlay to play online the game Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy).

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika milalao mba hianarana efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy aminny fianarana famakina teny. Tianny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATINNY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarinny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATINNY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
Piozila miaraka aminny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
Kilalao mifototra aminny fikarohana taratasy izay manampy aminny famakian-teny sy ny fanoratana
Kilalao mampitadidy voambolana
Misy ny fahasarotany raha ny feom-peony isan-ambaratongany
Tatitra ny fivoarana any aminny ray aman-dreny
Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaranny tsirairay ao.
Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
Tsy misy zavatra mila vidina ao anatinny app
Tsy misy dokam-barotra
Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAINIREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO ANNY ZANAKAO.
Mifototra aminny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonanny maro tao anatinny siansanny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatinizany ireo fahaizana manao manan-danja aminny lafiny hay soratra, anisanizany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahanny ankizy manana fototra mafy tsara aminny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho anny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihanny Ministeranny raharaham-bahiny Nrveziana tafiditra ao anatinny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly aminny teny arabo dia novolavolaina niaraka taminny fiaraha miasa teo aminny Apps Factory, CET The Center for Educational Technology, sy IRC The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataonny Curious Learning dika teny taminny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafanny tsirairay mahazo zavatra mahaomby aminny fahaizana mamaky teny sy manoratra ho anireo izay mila izany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy naiza naiza aminny fitenin-dreniny izay mifototra aminny porofo sy ny data ary miasa mba hahatonga ny app Fahano ny Mpilalaonao ho tafiditra ao aminny 100+ izany manana fiatraikany avo be aminny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster teaches children the fundamentals of reading in Malagasy. Collect monster eggs and feed them letters so they can grow into new friends!

WHAT IS FEED THE MONSTER?
Feed The Monster uses proven play to learn techniques to engage kids and help them learn to read. Children enjoy collecting and growing pet monsters while learning reading fundamentals.

FREE TO DOWNLOAD, NO ADS, NO IN APP PURCHASES!
All content is 100% free, created by literacy nonprofits Curious Learning, CET, and Apps Factory.

GAME FEATURES TO PROMOTE READING SKILLS:
Fun and engaging phonics puzzles
Letter tracing games to aid reading and writing
Vocabulary memory games
Challenging sound only levels
Parental progress report
Multi-users login for individual user progress.
Collectable, evolvable, and fun monsters




Enjoy with UptoPlay the online game Fahano ny Mpilalaonao (Malagasy).

ADDITIONAL INFORMATION

Developer: Curious Learning

Genre: Educational

App version: 2

App size: 62M


Page navigation: